| Entry | 1 Rakotonaivo François |
| Elementary words | 2 Rakotonaivo, 3 François |
| Part of speech | 4 name (anthroponym) [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
5 Rakotonaivo François (1924-)
6 Teraka tany Betatao (Anjojorobe) tamin' ny 10 oktobra 1924. Nianatra tao amin' ny Petit Séminaire-Ambohipo, Kolejy Masina Misely-Amparibe, ary Lycée Galliéni izy. Nampianatra nandritra ny 14 taona. Nanomboka nanoratra tao amin' ny gazety "Anivon' ny Riaka - L' Ile Australe" niandraikitran' Andriamatoa Régis Rajemisa-Raolison. Talen' ny gazety Sori-Dalana (1957-1958). Tonian' ny Filazam-baovao tao amin' ny Radio-Madagasikara teto Antananarivo, tany Antsiranana sy tany Fianarantsoa. Talen' ny Radio-Madagasikara (1976-1978). Mari-boninahitra: Chevalier de l'Ordre national Malagasy. [2.327] |
| Vocabulary | 7 Literature: authors |
| Literary works |
8 1961 Fianarana jeografia 9 1970 Ny Haintenin'ny Ntaolo 10 1990 Hainteny ankehitriny 11 1990 Le laïcat et la pastorale de la justice et la charité : à Madagascar depuis son indépendance en 1960 12 1993 Ny diam-penin' ny Avana Ramanantoanina 13 1993 Rakibolana frantsay - malagasy : Dictionnaire français - malgache 14 1997 Ny riba malagasy eran' ny nosy |
| Updated on 2025/12/08 |
|